|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/5) | 1 keo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
3 morceau de boeuf (peau) rôti à la hâte.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 4 Toe-karena: hanina |
| Teny iditra (2/5) | 5 keo |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 fahavoazana noho ny ratsy natao
[Bara]
[1.78] |
| Teny iditra (3/5) | 8 keo |
| Sokajin-teny | 9 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
10 tofoka, maty fo
[Bara]
[1.78] 11 leo, tofoka: tsy mba leon-javatra: tsy ba keon-draha adala, ondrakondranina [Tanala] [1.78] |
| Teny iditra (4/5) | 12 keo |
| Sokajin-teny | 13 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
14 loza
[Taisaka]
[1.78] |
| Teny iditra (5/5) | 15 keo |
| Fototeny | 16 keky |
| Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana keky [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 18 eko, keo, 19 koe, 20 oke |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|