|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kepika |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fisaviliviliana, toy ny an' ny kapilim-pamantaranandro, na ny rambon' omby
[1.1] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 5 kepikepika |
| Teny iditra (2/2) | 6 kepika |
| Sokajin-teny | 7 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
8 valona, famalonana, foritra
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fivaditsoratra | 9 kapeky, 10 kapike, kepika, 11 kipake |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|