|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kiana |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tsiny, kilema
[1.10] 4 tsiny kely, kilema tsy dia manao ahoana [1.1] |
| Ohatra |
5 Tsy misy kiany itý sary itý, na dia kely aza
[1.3]
|
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 kiana |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 iavian' ny hoe makiana
[1.10] 18 Enti-milaza toetra mora vaky. [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 fragilité, facilité à se casser, à se briser
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Fivaditsoratra | 22 aanky, 23 akañy, akany, 24 anaky, 25 anika, 26 Ankay, ankay, 27 inaka, 28 Kaina, kaina, kiana, 29 niaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|