|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 kibango |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha
[Sakalava]
[1.1] |
| Teny iditra (2/3) | 4 kibango |
| Sokajin-teny | 5 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
6 Tehina hazo be
7 Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 8 kibango |
| Sokajin-teny | 9 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 syphilis.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 11 Fahasalamana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|