|
|
|
|

Teny iditra1  kibode
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Zana-borona sarahina amin-dreniny ka velomina mitokana [Sakalava] [1.1]
Tovy hevitra  4 bode

Fivaditsoratra  5 deboky, kibode

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12