|
|
|
|

Teny iditra1  kibon-dranjo
Singan-teny  2 kibo, 3 ranjo
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ny ivohon' ny ranjo izay malemilemy ary mivohitra botabota, atao koa hoe voavitsy [1.1]
Voambolana  6  Haiaina
Tovy hevitra  7 voavitsy

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12