|
|
|
|

Teny iditra1  kiborin-dakolosy
Singan-teny  2 kibory, 3 lakolosy
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 ilay metaly lavalava misy boriboriny mipaika amin' ny vatan-dakolosy ka mampaneno azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12