|
|
|
|

Entry1  kiborin-tany
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  kibory, tany
Explanations in Malagasy  4  [1.1] tany avoavo mivohitra ampovoan' ny lemaka; tany malalaka somary tomandavana
Synonyms  5  vohon-tany

Updated on 2025/07/29