|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kibotabota |
| Fototeny | 2 botabota |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Enti-milaza zazakely dongadonga, botrabotra
[1.1] |
| Teny iditra (2/2) | 5 kibotabota |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Enti-milaza zavatra fasian-drano (tavoahangy na voatavo) fohifohy vaventiventy
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 kibota
[1.196] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|