|
|
|
|

Teny iditra1  kibotaina
Fototeny  2 kibo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Be kibo, mibontana be ny kibony [1.1#489]
Fanazavàna teny anglisy  5 big-bellied [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 qui a un gros ventre [1.8]
Ohatra  7  Iza moa no mahalala fa mety hiakanjo tsara izy any, - mety ho mandimandina endrika, - mety hanam-bola akory àry tsy ho tapa-kibo na ho kibotaina sahala amintsika izao; [2.470#144]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02