|
|
|
|

Teny iditra1  kijanajanaka
Fototeny  2 zanaka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy [1.1#490]
Fanazavàna teny frantsay  5 poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos [1.3#329]
Voambolana  6  Kilalao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12