|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kila
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 may [Tambahoaka] [1.78]
4 May, voadoro: Kila ny trano dimy tao an-tanàna
5 Voatono: Nodoran' ny olona ny bozaka tany antanety ka kila ireo valalavao nandry teny. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 burnt [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 brûlé, grillé: Kila ny tranonay (Notre maison a été complètement brulée) ~ Kilan' ny afo ny tongotro (Mon pied est grillé par le feu) [1.3]
8 brûlé. [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Kamban-teny rehetra  18  Fikambanana 2 amin' io teny io

Teny iditra (2/4)19  kila
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21 Valala may eny an-tanety ka angonina hamahanana vorona na kisoa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  22 les sauterelles grillées dans les herbes auxquelles on a mis le feu [1.3]

Teny iditra (3/4)23  kila
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  25 daholo [Bara] [1.78]
26 tsy misy an-kanavaka, ny rehetra [Masikoro] [2.606#152]
Fanazavàna teny frantsay  27 tous. [Tankarana] [1.19]

Teny iditra (4/4)28  -kila
Sokajin-teny  29  endritenin' ny hoe hila
Fanazavàna teny malagasy  30 hila [3.1]

Fivaditsoratra  31 kaly, kila, 32 laky, 33 lika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17