|
|
|
|

Teny iditra1  kilaograma
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo graina, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho [1.1]
Tovy hevitra  4 kilao

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12