|
|
|
|

Teny iditra1  kinepoka
Fototeny  2 kepoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voakepoka, kepohina: Nokinepoky ny alika ny taolana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 croqué, gaspillé [1.3#323]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voakepoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12