|
|
|
|

Teny iditra1  kinetsa
Fototeny  2 ketsa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voaketsa, ketsaina, voafindra: Vary efa nokinetsa ireo fa ataovy tsara rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Planté, où le riz a été transplanté ; frappé [1.3#325]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
Tovy hevitra  9 voaketsa

Fivaditsoratra  kinetsa, 10 sakinte, 11 sintake

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12