|
|
|
|

Teny iditra1  kingakinga
Fototeny  2 kinga
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fatrapanao zavatra haingana sy tsara, haingam-panao zavatra, mailaka, mivikiviky: Kingakinga ery Ikoto rehefa miasa
5 Mahay, havanambanana: Mpitendry zavamaneno kinga Rakoto.
6 Mailaka, mailamailaka, lahilahy, matselaka, tselika, analo, malaky, malady, mavika, mavibika, mavitrika, mavitribitrika, mivikiviky, mariadriaka, marisika [1.1]
Ohatra  7  kingakinga ery ny Komandy, nody. [2.895]
8  Olona kingakinga sy lalin-tsaina sady mahay zavatra, hono, izy io. [2.445]
9  Ireo ankizy kingakinga fihetsika sy tsaratsara fitafy, hono, nanontanian' ilay mpanadina ela mihitsy. [2.472]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  11 kinga

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19