|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kinkiho |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 ny faritra ivelan'ny fitohizan'ny toron-tsandry sy ny sandry, kiho: Mitovy foretana fany samby hafa fandre koa ny lohalitre amin'kinkiho (samy miforitra nefa samihafa fandry toy ny lohalika sy ny kiho)
[Tanala]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 coude (minko). § kìho.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Haiaina |
| Tovy hevitra | 6 kihokiho |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|