|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kinobana |
| Fototeny | 2 kobana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Voakobana, kobanina, tsikebonina:
5 Nokinoban' ny ankizy ny rano ka maloto [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 troublé, remué, renflé, gonflé
[1.3#344] |
| Haiendriteny |
|
| Tovy hevitra | 10 voakobana |
| Fivaditsoratra | 11 ankabony, 12 an-kobany, kinobana, 13 kobanina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|