|
|
|
|

Teny iditra1  kinosoka
Fototeny  2 kosoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 voakosoka, kosohina, dilorina: Nokinosokao savony tsara ve itỳ pataloa itỳ
5 voatorotoro: Paraky tsy kinosoka tsara ity [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 qu’on a frotté, broyé [1.3#361]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
Tovy hevitra  10 voakosoka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12