|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kinto
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tezitra, vinitra, misamboaravoara [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 fâché [1.3#332, 1.19]
5 irrité, ennuyé, dérangé [1.3#332]
6 qui pousse des soupirs ; troublé. [Tankarana] [1.19]
Sampanteny 
Anarana :

Teny iditra (2/3)8  kinto
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 Karazan' akoho zafindraony nompiana teto fahizay, madinidinika nefa mafana fo raha hiady ary fohifohy nefa makadiry ny vavany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  11 métis, hybride, se dit surtout du croisement du coq et des poules [1.3#332]
Ohatra  12  Dia ny akoho kinto no manarakaraka, fa ny akoholahy lava vava sy ny akoholahy fantàka dia atao ho ratsy. [1.437#]
Voambolana  13  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)14  kinto
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny malagasy  16 Karazam-borombazaha kely [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  17 petit canard. Thalassornis leuconota. Smith. [1.3#332]
Voambolana  18  Haibiby: vorona
Tovy hevitra  19 kintobeloha
Kamban-teny rehetra  20 kintobeloha
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09