|
|
|
|

Teny iditra1  kipetaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Randrambolo betsileo mipetaka amin' ny loha, ka misy lavalava, misy fisaka, misy boribory [Betsileo] [1.1]
Voambolana  4  Fandram-bolo

Fivaditsoratra  kipetaka, 5 takepaky, 6 tapekaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12