|
|
|
|

Teny iditra1  kirana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Tsy sahy fa kivy ambony ihany; mangaihay noho ny hagagana tamin' ny zavatra hita tsy nampoizina:
4 Kirana Isambilo nahita ny nibatako ilay fonjam-by roapolo kilao [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Acide, qui agace les dents [1.196]

Fivaditsoratra  6 ankira, kirana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17