|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kiriminy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazam-bary madini-boa fotsy sy matsiro fahita any amin' ny faritanin' Antsiranana (Oryza sativa L. )
[Tankarana]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 nom d'une variété de riz.
[Tankarana]
[1.19] 5 (nom peut être d'origine africaine ?). 6 Variété de riz, Oryza sativa L. (Poaceae), à petit grain blanc translucide et dur, très apprécié. 7 Surtout cultivé autour de Diégo-Suarez. [Tankarana] [1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry |
| Anarana ara-tsiansa |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|