|
|
|
|

Teny iditra1  kisa
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona:
4 Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1]
Tovy hevitra  5 akisa
Kamban-teny rehetra  6 mila kisa

Fivaditsoratra  7 Iska, 8 kasy, kisa, 9 saky, 10 sika, 11 skia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17