|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kisarihasina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Karazan-kazo madinidinika mitovitovy amin' ny landihazo, saingy maniry amin' ny tany mandomando; fampiasan' ny olona amin' ny vay noho izy manalefaka ny fanaintainam-pivontosana
[Betsileo]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 (de sary : image ; tout ce qui ressemble à quelque chose sans cependant lui être identique ; et hasy : le cotonnier). Malvacée ( ?) indéterminée.
5 Elle pousse généralement au bord des eaux. 6 Les feuilles sont écrasées fraîches et appliquées en emplâtre maturatif sur les abcès (d'après le R.P. Dubois). 7 On l'appelle encore sarisarindandihazo. [Betsileo] [1.196] |
| Voambolana | 8 Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody |
| Tsipelina hafa | 9 kisarihasy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|