|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kite
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 tety, kibay, farasisa [Taisaka] [1.78]
4 farasisa [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  5 syphilis [Bara] [1.78]
Voambolana  6  Fahasalamana

Teny iditra (2/3)7  kite    
Sokajin-teny  8  anarana
Fanazavàna teny anglisy  9 karazana voromahery [1.17]
Voambolana  10  Haibiby: vorona

Teny iditra (3/3)11  kite    
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny anglisy  13 papango hazo [1.17]
Voambolana  14  Kilalao

Fivaditsoratra  kite, 15 teky, 16 tike

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12