|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kitenimbavy |
| Singan-teny | 2 kiteny, 3 vavy |
| Sokajin-teny | 4 kambanteny |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Karazan' ahitra atao hoe tenina izay misy voniny fotsy
[1.1] |
| Tovy hevitra | 6 tenimbavy |
| Tohi-kevitra | 7 kitenindahy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|