|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kitikitika |
| Fototeny | 2 kitika |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanibokiboana mba hampihomehy; fikasihana faritra amin' ny tenan' ny olombelona mahatonga azy hihomehy; kibokibo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 tickling
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 chatouillement
[1.8] |
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 15 kitikitika |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 tsintsina
[Bara]
[1.78] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|