|
|
|
|

Teny iditra1  kitoina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Mora tezitra, sarotra iraharahana, sarotra ihavanana, kizitina: Kitoina aoka izany io vehivavy io [1.1]
Sampanteny 
Mpamaritra :
Tovy hevitra  6 kitokitoina
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  8 atokiny, 9 ikatony, 10 ikotany, 11 itakony, kitoina, 12 tinoaky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02