|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  kitoka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fisafoahana mandalo, hasarotam-po, fahalonilony, fahasosorana. [1.1]
Tovy hevitra  4 kitokitoka

Teny iditra (2/2)5  kitoka
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 fanenitra [Bara] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  8 guêpe. [Tankarana] [1.19]
9 guêpe [1.13]
Voambolana  10  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  11 kitoky
Mpanahaka  12  fanenitra

Fivaditsoratra  13 katoky, kitoka, 14 kotika, 15 takoky, 16 tokaky, 17 tokika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19