|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 kitoto
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Vidy, lanja, filaminana, antony: Tsy misy kitotony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  4 valeur, respect, égard, ordre, arrangement [1.3]
Haiendriteny 
5 Tsotra :

Teny iditra (2/4)6 kitôto
Sokajin-teny  7 anarana
Fanazavàna teny malagasy  8 Voronkely tsara feo mitovitovy amin' ny domohina saingy kelikely kokoa [Tsimihety] [1.1]
Voambolana  9 Haibiby: vorona

Teny iditra (3/4)10 kitoto
Sokajin-teny  11 anarana
Fanazavàna teny frantsay  12 (de toto : action de battre la terre des pieds, danses, trépignement qui marque la joie). Halleria ligustrifolia Baker (Stilbaceae). Joli arbuste employé les jours de fête pour décorer les lieux publics. Ses feuilles restent en place même quand il s'est desséché. Il évoque les réjouissances populaires. Décoratif. Mériterait d'être cultivé en Europe comme arbuste de terre bruyère. [Betsileo, Bara] [1.196]
Voambolana  13 Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)14 Kitoto
Sokajin-teny  15 anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy  16 mponina tranainy teto Madagasikara, izay fantatra anarana fa tsy tadidy mazava [2.508#6]
Ohatra  17 Toy izany koa ny Kimosy tany Anosy, ny Kajemby sy ny kitoto tany Avaratra Andrefana. [2.508#]
Voambolana  18 Tantara: firenena

Fivaditsoratra  19 kitoto, Kitoto, kitôto, 20 totoky

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/03