Entry | 1 kitoza |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Hena nodidiana lavalava ka alona sira mba ho azo tehirizina, ary ahantona eo ambony fatana |
Explanations in English |
13 [1.7] salted and dried meat |
Explanations in French |
14 [1.8] viande boucanée |
Examples |
15 [2.472#] Nisy arivo mahery ny isan' ny kitoza vitanay. 16 [2.643#] Masa-bary maito kitoza lehiroana, hoy izy, fa andeha itsy izy. |
Vocabulary |
17 Economy: food |
Proverbs | 18 Proverbs containing the word kitoza |
Anagrams | 19 kitoza, tikoza |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |