|
|
|
|

Teny iditra1  kitsangana
Fototeny  2 tsangana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony samy hafa (Pycnoncuron junciforme) [1.1]
Voambolana  5  Haizavamaniry: ahitra
Ohabolana  6  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02