|
|
|
|

Teny iditra1  kivazivazy
Fototeny  2 vazivazy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Teny atao mba hampihomehy, teny atao nefa tsy tokony hoheverina ho tena izy fa sarisariny fotsiny: Be kivazivazy koa Rangahy ity izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 joking, horseplay [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Plaisanterie, négligence, manque de respect [1.3#341]
7 plaisanterie familière [1.8]
Ohatra  8  kivazivazy ny an' ialahy, hoy ilay iray. [2.472#241]
9  Dia indro izy sy ny Komandy mba revon'ny kivazivazy. [2.895#156]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17