|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kizahina |
| Fototeny | 2 kizaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Esoina, tsinina; tenenina mafy, levilevena: Aza kizahina toy izany mandavan-taona izy sao kivy amin' ny farany
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 to be mocked
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 qu'on ridiculise
[1.3#342, 1.8] 7 Dont on se moque, qu’on critique, qu'on malmène [1.3#342] |
| Ohatra |
8 Hazo fotsy navadiky ny rano aho, ka na hitsangana na hitsivalana dia tsy zehena, tsy kizahina;
[2.69#]
9 Alahatra ny olom-baroera, ary ny mpivarotra eo ivohony, ka saritsarihina sy kilakilaina, atosi-tosika, savasavaina, kizahina. [1.437#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|