|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 kizavo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (ny teny kivazivazy mifamadi-bakiteny ihany) Teny ampihomehezana, vosobosotra, somonga
[1.1] |
| Tovy hevitra | 4 kizavozavo |
| Teny iditra (2/2) | 5 kizavo |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 hatina
[Tambahoaka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 espèce de gale ; maladie (enflure).
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 9 Fahasalamana |
| Fivaditsoratra | 10 kivazo, 11 kivoza, kizavo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|