|
|
|
|

Teny iditra1  kizo tokana
Singan-teny  2 kizo, 3 tokana
Sokajin-teny  4  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5 lalana tsy misy afa-tsy tokana: Lalana kizo tokana ny fahafatesana (ny fahafatesana no hany tokana fiafaran'ny fiainana) [1.1]
Ohatra  6  Lalana tery kizo tokana avy ao andrefana no hany fidirana mankao. [2.508]

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12