|
|
|
|

Teny iditra1  koaitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 vehivavy mpivaro-tena, makorelina [1.60]
Fanazavàna teny frantsay  4 koera [Tankarana] [1.19]
5 prostituée, pute, putain [1.60]
Tsipelina hafa  6 koetra
Tovy hevitra  7 daba lôka, dakôtà, kôdy, kôksa, kapa vy, mafy tratra, makôsà, mandôlina, mazava alina, mpijangajanga, oui, ramavo, sipa gôka, tsy vaky atonta, tsimirirana

Fivaditsoratra  8 akatrio, 9 akitrao, 10 akotray, 11 aotrika, 12 karaoty, 13 Kariota, koaitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/20