|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  koaky
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 foana, raraka (rano) [Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/2)4  koaky
Sokajin-teny  5  anarana
Fanazavàna teny malagasy  6 goaika [Taisaka, Tanosy] [1.78]
Voambolana  7  Haibiby: vorona
Kamban-teny rehetra  8 masokoaky

Fivaditsoratra  9 kakio, 10 kioka, koaky, 11 koika

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09