Entry | 1 kobaka am-bava |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 kobaka, vava |
All compound words |
|
Explanations in French |
6 [1.3] paroles flatteuses, adulation |
Examples |
7 [2.298] Ary ny kabary sasany, dia zary kobaka am-bava na rendrarendra foana. 8 [2.470] Eny e, ny vola aman-karena tokoa no mahaolona, ary tsy lainga na kobaka am-bava fotsiny fa tena vonona ny hampiadana azy rehetra tokoa Ravokatra. |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |