|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  kobo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 haranana (vorona) [Sihanaka] [1.78]
Voambolana  4  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)

Teny iditra (2/4)5  kobo
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7 foitra [Tanala] [1.78]

Teny iditra (3/4)8  kobo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 zavatra mivohitra, trafo [Taisaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)11  kobo
Sokajin-teny  12  anarana
Fanazavàna teny malagasy  13 Atiny malemy amin' ny voatavo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 (dans toute l'île). Partie molle et spongieuse contenant les graines de certains fruits comme la Pastèque, Citrullus vulgaris Schrad., la Citrouille, Cucurbita maxima Duchesne (Cucurbitaceae), etc.
15 Aussi, les placentas à l'intérieur d'un ovaire. Exemple : kobom-papay [1.196]
Voambolana  16  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Tovy hevitra  17 kobony
Kamban-teny rehetra  18 kobom-papay

Fivaditsoratra  19 boko, kobo

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17