|
|
|
|

Teny iditra1  kodada
Fototeny  2 dada
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fitenenana haingana mifangaro noho ny fihetseham-po ka mila tsy ho fantatra izay lazaina, kodedika [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 bredouillement, confusion des paroles par suite d'une émotion ou d'une grande précipitation [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Mpamaritra :
Tovy hevitra  12 kodadaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19