|
|
|
|

Teny iditra1  kodedika
Fototeny  2 dedika
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 Miteny haingana sy miboredika; olona miteny an-kisesy ka mila tsy ho fantatra ny teniny fa mifangaro. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 who speaks defectively [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 bredouilleur [1.3#345', 1.8]
7 qui a un défaut de langue et dont la parole est inarticulée et précipitée [1.3#345]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :

Fivaditsoratra  13 kadidoke, kodedika

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19