Entry | 1 kodiakely |
Elementary words | 2 kodia, 3 kely |
Part of speech | 4 noun |
Explanations in Malagasy |
5 Zava-mivaingana efajoro misy marika loaka iray ka hatramin' ny enina ny lafiny enina, ka anaovana lalao na loka [1.1] |
Explanations in French |
6 dés, jetons pour jouer [1.3] 7 dé [1.13] |
Examples |
8 Filokana no karazan-dalao itarihana ny olona : kodiabe, kodiakely, soavalikely, hatramin' ny toraka kapoaka foana aza.
[2.332]
|
Vocabulary | 9 Game |
Analogs | 10 taikely |
Illustrations |
|
Updated on 2025/10/11 |
![]() |