|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 koe |
| Sokajin-teny | 2 kianteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 (fifintinan' ny teny roa "koa hoe") Enti-manamafy izay lazaina: Koe handeha aho ka mbola manontanitany ihany ianareo
[1.1] |
| Fivaditsoratra | 4 eko, 5 keo, koe, 6 oke |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|