|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 kokoa |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Teny atao eo aorian' ny mpamarira: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin' ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny vy / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
4 placed after a comparative adjective, as:
5 tsara, good; 6 tsaratsara kokoa, better [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
7 qui indique la comparaison; ex.:
8 tsara, bon; 9 tsaratsara kokoa, meilleur [1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 10 Fikambanana 3 amin' io teny io |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|