|
|
|
|

Teny iditra1  kokolampo
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karazan' olondia, iray karazana amin' ny Kalanoro sy Kotokely, saingy misy fanahy ratsy sy sompatra ao aminy, araka ny finoan' ny foko sasany; fa tsara sy manasoa olona kosa araka ny finoan' ny foko hafa [1.1]
Voambolana  4  Finoana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12