|
|
|
|

Teny iditra1  kolombianina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Kolombia (Amerika atsimo): Metisy ny ankabiazan' ny Kolombianina
4 Momba an' i Kolombia, an' i Kolombia na avy any Kolombia: Volamena sy solitany no vokatra kolombianina be indrindra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 colombian [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  6 colombien, colombienne [3.1]
Voambolana  7  Haitoetany: firenena, foko
Mpanahaka  8  kolombia, 9  kolombia

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02