|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 komandà |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [fr, commandant] ambaratongam-pahamboniana na gradin' ny manamboninahitra amin' ny tafika an-tanety sy ana habakabaka eo anelanelan' ny kapiteny izay ambaniny sy ny lietnà-kolonely izay amboniny; mitovy fahamboniana amin' ny capitaine de corvette amin' ny tafika an-dranomasina
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 chef, administrateur.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 5 Miaramila |
| Fivaditsoratra | komandà, 6 mandoka, 7 mondaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|