|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 konainaina |
| Fototeny | 2 nainaina |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fitaraindrainana toy ny an' ny alika voakapoka, fitolokoana, fitomaniana, fimenomenonana
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 cris, gémissements des chiens qu'on bat, pleurs des enfants
6 murmures, plaintes du peuple ou d'un subordonné mécontent [1.3] |
| Sampanteny |
|
| Voambolana | 13 Feo |
| Tovy hevitra | 14 konaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19 |
|